26 JUIN 2021 : FÊTE DE L’INDÉPENDANCE DE MADAGASCAR

25 juin 2021 Par mahefa Non

26 Juin 2021, Ry #Malagasy Hajaina sy ireo namana tia an’i #Madagasikara, Faly miarahaba anareo rehetra tratry ny #Asaramanitra nahatratra ny fitsingerenan’ny #Fahaleovantena ! Mba ho #Tanindrazana handroso amin’izay ny Nosintsika sy firenena feno #Fampandrosoana ary hiainan’ny #Fitiavana sy #Fifanajana.

Vive les #Malagasy et les Ami(e)s de #Madagasikara pour cette Fête de l’Indépendance de notre #ÎleRouge. Soyons toujours Solidaires et Audacieux pour le Développement de #Madagascar #Antananarivo #Toamasina #Fianarantsoa #Tuléar #Mahajanga #Antsiranana #MyMadagascar

LOCALISATION