VILLA MAHEFA - 26 JUIN 2026 - MADAGASCAR

MADAGASCAR : ASARAMANITRA – 26 JUIN 1960-2026

26 juin 2026 Par mahefa Non

Tratry ny Asaramanitra, ry namana Malagasy Hajaina !

Enga anie hitondra fiadanana, firaisankina ary fitiavana ho an’ny tanindrazantsika ity andro ity.

Aoka isika hifaly amin’ny fahaleovantenantsika, hanaja ny lova navelan’ny razantsika, ary hanohy ny tolona ho amin’ny fandrosoana sy ny fahamarinana !

Ho ela velona i Madagasikara !

Mahefarinivo Razafindramanana

Joyeuse fête de l’indépendance à tous les Malgaches et ami(e)s de Madagascar !

Puissions‑nous célébrer cette journée avec fierté, paix et espoir.

Que notre belle île continue de rayonner par sa culture, sa solidarité et son courage.

Vive Madagascar !