2026 : TRATRY NY TAONA & MEILLEURS VOEUX & HAPPY NEW YEAR
3 janvier 2026Français
Ami(e)s Malagasy, Ami(e)s de Madagascar,
En cette nouvelle année, toute l’équipe de Villa Mahefa tient à vous adresser ses vœux les plus sincères. Que 2026 vous apporte santé, réussite et de beaux moments partagés avec ceux qui vous sont chers.
Nous vous remercions pour votre confiance et pour la place que vous accordez à Villa Mahefa dans vos séjours et vos projets. Votre présence, vos sourires et votre fidélité donnent tout son sens à notre engagement quotidien.
Que cette année soit riche en découvertes, en voyages, et en instants de sérénité. Nous serons toujours heureux de vous accueillir, de vous accompagner et de faire de chaque passage chez nous une expérience chaleureuse et authentique.
Très belle année à vous !
Malagasy
Ry Malagasy Hajaina, ireo olona tia an’i Madagasikara,
Amin’izao taona vaovao izao dia faly ny ekipan’i Villa Mahefa manolotra ny firariantsoa feno fitiavana sy fahatsoram-po ho anareo. Enga anie ny taona 2026 hitondra fahasalamana, fahombiazana ary fotoana mamy hiarahana amin’ireo olon-tiana.
Misaotra anareo izahay noho ny fitokisana omenareo anay sy ny toerana omenao an’i Villa Mahefa mandritra ny dianareo sy ny tetikasareo. Ny fisianareo, ny tsikinareo ary ny fiverenana miseho matetika no manome hery sy dikany ny ezaka ataonay isan’andro.
Enga anie ity taona ity ho feno zava-baovao, dia mahafinaritra ary fotoana milamina ho anareo. Faly hatrany izahay mandray anareo, manaraka anareo ary manome traikefa mafana sy tena izy isaky ny mandalo eto aminay ianareo.
Mirary taona vaovao feno hasambarana ho anareo rehetra.
English version
Dear friends of Madagascar, dear Malagasy friends,
As we welcome this new year, the entire team at Villa Mahefa is delighted to extend its warmest wishes to you. May 2026 bring you good health, success, and many beautiful moments shared with the people you cherish.
We sincerely thank you for your trust and for the place you give to Villa Mahefa in your travels and projects. Your presence, your smiles, and your loyalty give true meaning to our daily commitment.
May this year be filled with discoveries, journeys, and moments of serenity. We will always be happy to welcome you, to accompany you, and to make every stay with us a warm and authentic experience.
Wishing you a wonderful year ahead.
M.R – Villa Mahefa


